|
|
|
|

Entry (1/8)1  fe-
Part of speech  2  morphological form of fetra

Entry (2/8)3  fe
Part of speech  4  noun
Vocabulary  5  Biology
Explanations in Malagasy  6  Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1]
Explanations in English  7  The thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2]
8  The thigh [1.7]
Explanations in French  9  Cuisse [1.8]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word fe

Entry (3/8)24  fe
Part of speech  25  conjunction
Explanations in Malagasy  26  nefa [1.78]
27  fa, nefa [1.78]
28  "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1]
Explanations in English  29  Used for the conjunction fa [1.2]
Tables and plates  30  All the conjunctions

Entry (4/8)31  fe
Part of speech  32  noun or adjective
Explanations in Malagasy  33  Hajambana [1.78]
34  Jamba [1.78]
35  Jamba [1.78]
Explanations in French  36  Aveugle [1.82]

Entry (5/8)37  fe
Part of speech  38  noun
Explanations in English  39  For tolana [1.2]

Entry (6/8)40  fe
Part of speech  41  particule
Explanations in Malagasy  42  Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Explanations in English  43  Used for emphasis as follows: tenikofelehibe, manaofemanao [1.7]
Explanations in French  44  Comme-ci comme-çà [1.3, 1.8]
45  Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3]
Compound words 
Tables and plates  50  All the particles

Entry (7/8)51  fe
Part of speech  52  noun
Vocabulary  53  Botany
Explanations in French  54  Arbre indéterminé [1.196]

Entry (8/8)55  Fe
Part of speech  56  noun (symbol)
Vocabulary  57  Chemistry
Explanations in Malagasy  58  Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  59  Iron [3.1]
Explanations in French  60  Fer [3.1]
Tables and plates  61  Periodic Table

Updated on 2024/09/07